ADMC-Craam: hisy fiofanana momba ny « scénographie »
Misokatra, hatramin'ny 31 oktobra izao, ny fiofanana mikasika ny « scénographie » na ny fahaiza-mandamina ny mandritra ireo zavatra tokony ho hita eny an-tsehatra, miaraka amin'ny haingo samihafa. Fiofanana hotanterahina ny 15 sy 16 novambra izao, eny amin'ny ADMC-Craam eny Ankatso. Hiandraikitra...