45 andro ny hijanonan'i Claudine eny amin'ny HJRA
“45 andro farafahakeliny ny ijanonan’ny olona iray voafonja eny amin’ny hopitaly… Raha halavaina izany, tsy maintsy atsangana ny komity iray mijery manokana ny hanohizana izany”, hoy ny filoha lefitry ny SMM, Jaona Clement, tao amin’ny Kolo TV FM, afakomaly. Midika izany fa voafetra ho 15 andro...